Entrée | zendana | |
Partie du discours | adjectif | |
Explications en malgache | Gaga tsy mahateny fa kehana foana amin' ny fahitana zavatra iray tsy nampoizina eo amin' ny toetrany; talanjona; mitampimbava: Zendana aho nahita ilay vy be an-taonina maro misosa miakatra eny amin' ny habakabaka [1.1] | |
Explications en anglais | Astonished [1.7] | |
Explications en français | ébahi; étonné [1.8] | |
Exemples | Ka taitra ny trondro, zendana ny voay.
[2.576] | |
Dérivés |
| |
Mis à jour le 2012/02/01 |
![]() |