| Entrée | zakarandahy | |
| Partie du discours | nom | |
| Vocabulaire | ||
| Exemples | Novoleko ahitra ny tokotany fa teo no nijoalajoala ilay zakarandahy lehibe nahafinaritra nanome endrika ny tanàna.
[2.356] | |
| Autres orthographes | zakarandaha | |
| Entrée | Zakarandahy | |
| Partie du discours | nom propre (pseudonyme) | |
| Samuël Rajaobelison [1.11] | ||
| Vocabulaire | ||
| Exemples | Samuel Rajaobelison - na Zakarandahy eo amin'ny fanoratana, teraka tamin' ny 25 septambra 1915 - dia anisan'ny poety manana ny toetrany manokana: mahay mamorona sy mampisy ny tsy misy ary mampiseho izany amin' ny sary mova tsy ny vita hosodoko;
[2.314] | |
| Tableaux et planches | Noms de plume des écrivains malgaches | |
| Mis à jour le 2023/02/20 |
|