| Entrée | vozona | |
| Partie du discours | nom | |
| Ny tenda eo amin' ny faritry ny hatoka, ny elanelan' ny soroka sy ny loha: Misy vailahy kely eo amin' ny vozony [1.1] | ||
| The neck [1.7] | ||
| Cou, col, goulot [1.3] | ||
| Le cou; le col [1.8] | ||
| Vocabulaire | ||
| Exemples | Be ny goaika, ka tsy fantatra izay lahy sy vavy, fa samy fotsy vozona avokoa izy rehetra
[2.69] | |
| Dérivés |
| |
| Article | Randzavola: vozona ao amin' ny Baiboly | |
| Entrée | vozona | |
| Partie du discours | nom | |
| Enti-milaza fanerena hanaiky [1.1] | ||
| Contrainte, violence [1.3] | ||
| Mis à jour le 2024/10/30 |
|