Entrée |
vongana
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Didy na tsorian-javatra mivaingana iray manontolo: Vongan-kena [1.1]
|
Explications en anglais | A lump [1.7]
|
Explications en français | Un morceau, un bloc, une tranche, une barre de savon [1.3]
|
| Masse, bloc [1.8]
|
| Bloc, concrétion [1.13]
|
Exemples |
1 | ka inoako fa ny firafiny ho vongana iray no nampiavaka ity " Tao Anatin' ny Sarotra " ity
[2.357]
|
2 | Afangaron' ny olona amin' ny bainga izy io indraindray, kanefa ny bainga (vaingana navadiky ny angady) dia avy amin' ny vainga, fa ny bonga kosa dia avy amin' ny vonga na vongana.
[2.643]
|
|
Dérivés |
|