| Entrée | voasisika (sisika) | |
| Partie du discours | participe passé | |
| [1.1] | ||
| Qu'on a fourré dans, qu'on a introduit de force, qu'on a corrompu par des cadeaux, dans quoi on a fourré, on a introduit de force [1.3] | ||
| Exemples | Fanaka sarobidy sy sary hoso-dokon' ny kalazalahy no nandravaka ny efitra, ary boky tsara tarehy sady fantatra eran' izao tontolo izao no voasisika tetsy sy teroa teny anelanelany teny.
[2.529] | |
| Synonymes | sinisika | |
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|