Entrée | voangory | |
Partie du discours | nom | |
Bibikely ohatra ny ankibe, ny vavany mafy natao hanorotoro ny fakankazo, ny elany roa mifanarona amin' ny andaniny avy ka ilay ivelany mafy toy ny kaninkaninkena [1.1] | ||
Karazam-boana [1.13] | ||
A kind of beetle [1.7] | ||
Hanneton [1.8, 1.13] | ||
Vocabulaire | ||
Mis à jour le 2011/02/05 |
![]() |