Entrée |
voakaly
(kaly)
|
Partie du discours | participe passé
|
Explications en anglais | Very well done, done with care and skill [1.7]
|
Explications en français | Bien soigné: Voakaly io hoso-doko io (Cette peinture a été bien soignée) [1.3]
|
| Fait avec habileté et diligence, très bien fait, travail soigné [1.8]
|
Exemples |
1 | Fa misy ny fomba nilana fikarohana sy voakaly kokoa.
[2.472]
|
2 | Ny harivolana izany dia azo lazaina fa teny voalahatra manokana sy voakaly mba hanaitra ny sofina sy hampieritreritra ny mpihaino.
[2.606]
|
|
Synonymes | |
|