| Entrée | voafora (fora) | |
| Partie du discours | participe passé | |
| Nesorina ny nofo manarona ny lohan' ny filahian' ny ankizilahy kely [1.1] | ||
| Circumcised [1.2] | ||
| Circoncis [1.3] | ||
| Vocabulaire | ||
| Exemples | Ny zaza maty tsy mbola voafora dia tsy maintsy ho foraina izy vao alevina ao am-pasan-drazana, fa raha tsy natao izany hono izy dia tsy raisin' ny fahasivy sy Ndriananahary, ka tonga manjenjena eny ho eny ka mampalahelo.
[1.353] | |
| Dérivés |
| |
| Synonymes | finora | |
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|