| Entrée |
voafaritra
(faritra)
|
| Partie du discours | participe passé
|
| | Marked out, having boundary lines set. [1.2]
|
| | Circonscrit, limité [1.3]
|
| | Délimité; compris entre [1.13]
|
| Exemples |
| 1 | Nony hita sy voafaritra tsara amin' ny vakim-biriky ny toerana ivarotana, dia ireny mirifatra mamonjy kafe sy mofo mafana eny amin' ny hani-masaka.
[2.470]
|
| 2 | Asa tsy voafaritra mialoha izany, fa arakaraka izay nisy no nampanaovina azy sy ireo vitsivitsy toa azy:
[2.472]
|
|
| Morphologie |
| Passé : |
voafaritra,
voafaritro,
voafaritrao,
voafariny,
voafaritsika,
voafaritray,
voafaritrareo,
voafaritr',
voafari-,
voafaritry |
|
| Synonymes | |
|