| Entrée | vivitra | |
| Partie du discours | nom | |
| Enti-milaza molojavatra, sisiny Fandraisana zavatra amin' ny sisiny na amin' ny silany kely Fitsongoana teny kely eo amin' ny resaka ifanaovana na eo am-pifamaliana ka roritina hiadiana [1.1] | ||
| Dérivés |
| |
| Mis à jour le 2023/02/21 |
|