Entrée | vinimbina (vimbina) | ||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||
Voavimbina, vimbinina, entina amin' ny tanana:
Voankazo kely no novinimbinay ho anareo Tahina, arovana: Novinimbin' Andriamanitra ity fianakaviana itỳ fa sady nomeny taranaka maro no nomeny harena koa [1.1] | |||||||
Morphologie |
| ||||||
Mis à jour le 2023/01/05 |
![]() |