| Entrée | vilia | |
| Partie du discours | nom | |
| Fivadihan' ny vaninteny ao amin' ny hoe "Lovia" izay tena teny voalohany; zavatra fasiana ny sakafo aroso hohanina: Ny vilia dia mety ho vy na bakoly na tanimanga na hazo [1.1] | ||
| A plate, a dish; cf. lovia [1.7] | ||
| Plat, assiette [1.8] | ||
| Vocabulaire | ||
| Exemples | Vilany nongo vao sy vilia bakoly fotsy no eo anoloany ary ratsan-kazo madinika maromaro mitsatoka an-jingakely no mipololotra midonan-tsetroka eo an-kaviany.
[2.470] | |
| Autres orthographes | lovia | |
| Mis à jour le 2012/04/24 |
|