| Entrée | vilana | |
| Partie du discours | adjectif | |
| Tsy mahitsy fa misompirana: Vilana be mihitsy ny tsipika nataonao Tsy araka ny toetrany mahitsy tsara fa mivaona: Nanjary vilana ny vavany noho ilay aretina nahavoa azy. [1.1] | ||
| Crooked, warped [1.7] | ||
| évasif: Valy vilana (Réponse évasive) [1.4] | ||
| Tordu, qui dévie [1.8] | ||
| Exemples | Matetika no ahitana fa omena dika vilana io fomba izay mifanaraka amin’ny hevitra fototry ny demokrasia io.
[4.27] | |
| Dérivés |
| |
| Mis à jour le 2014/10/11 |
|