Entrée | velezina (vely) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Kapohina mafy: Noveleziny tamin' ny kibay ilay kely ka saika torana Kapohina mba hihintsanan' ny voambary: Eo amin' ny famoloana no velezina ny vary Ampanenoina: Velezo amin' izay àry ny lakolosy ~ Any ambanivohitra dia ny amponga no velezina raha hamory ny fokonolona [1.1] | |||||||||
To be struck; to be beaten; to be threshed [1.7] | |||||||||
Qu'on bat, qu'on sonne, qu'on dépique: Noveleziny mafy loatra ny zanany (Il a battu, réprimandé trop fortement son enfant) [1.3] | |||||||||
Qu'on bat, qu'on frappe [1.8] | |||||||||
Exemples | Dia jinjaina rahefa masaka, atonta rahefa maina, velezina amin' ny langilangy hampihintsana ny voa avy amin' ny taho ary hanesorana ny mololo, kororohina hanalana ny akofa.
[2.472] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/08/28 |
![]() |