Entrée | velarina (velatra) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Atsotra mivalampatra tsara: Velaro, retsy, ny tsihy hipetrahan' ny olona Sokafana: Velaro tsara ny boky ao amin' ny takila fahatelo amby roapolo Aseho hatao milamina sy milahatra tsara mba hanaitra ny mason' ny olona: Novelariny teo amoron-dalana ny entam-barony, izay nentiny avy any an-drenivohitra Hazavaina: Novelariny teo ny heviny ka niaiky daholo ny olona fa marina ny nolazainy Borahina, aseho tsy misy afenina: Velaro izay ao am-ponao fa aza misalasala [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To be spread out, to be unrolled [1.7] | ||||||||
Explications en français | Qu'on déploie, qu'on étend, qu'on ouvre; qu'on découvre, qu'on manifeste, qu'on montre, qu'on explique, qu'on publie: Novelariny tsara ny hevitr' izany teny izany (Il a bien expliqué le sens de ce mot) [1.3] | ||||||||
Qu'on déplie, déroule, étend [1.8] | |||||||||
Exemples |
| ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Synonymes | avelatra | ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |