|
|
|
|

Entrée velarana (velatra)
Partie du discours verbe passif
 Enti-milaza ny olona izay anaovana ny asa voalaza ao anatin' io matoanteny io: Velarana tsihy ny vahiny [1.1]
 To have something spread or unrolled on it [1.7]
 Pour qui on déploie, là où l'on étend [1.3]
 Sur quoi on déplie ou déroule quelque chose [1.8]
Exemples 
1Roa ny lambamena, ary ny be velarana sy ny tsara tarehy indrindra fantany. [2.470]
2Eo atsimo andrefan' i Marovato, misy tany hetsina bebe velarana ihany. [2.472]
Morphologie 
Présent : velarana, velarako, velaranao, velarany, velarantsika, velaranay, velaranareo, velaran', velaran-, velaram-, velara-
Passé : novelarana, novelarako, novelaranao, novelarany, novelarantsika, novelaranay, novelaranareo, novelaran', novelaran-, novelaram-, novelara-
Futur : hovelarana, hovelarako, hovelaranao, hovelarany, hovelarantsika, hovelaranay, hovelaranareo, hovelaran', hovelaran-, hovelaram-, hovelara-
Impératif : velaro

Entrée velarana (velatra)
Partie du discours nom
 Aire, surface, superficie [1.13]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/08/23