| Entrée | vazimba | |
| Partie du discours | nom | |
| [Sihanaka] Fasana efa ela tsy fanta-tompo [1.78] | ||
| Entrée | vazimba | |
| Partie du discours | adjectif | |
| Olona na zavatra kely loha sady fisaka: Fantsika loham-bazimba [1.1] | ||
| Dérivés |
| |
| Entrée | Vazimba | |
| Partie du discours | nom propre (ethnonyme) | |
| Olona fohy sady kely, nonina tamin' ny tanin' ny Merina fahizay ary nivavahan' ny olona sasany sy nohajainy ny fasany taty aoriana [1.1] | ||
| Vocabulaire | ||
| Citations | Textes citant ce mot | |
| Mis à jour le 2020/04/08 |
|