| Entrée | vavony | |
| Partie du discours | nom | |
| Kitapo mahalany eo amin' ny 1,5 litatra (ho an' ny olombelona), izay mihetsiketsika mandritra ny ora vitsivitsy aorian' ny sakafo ka manakobana sy manapotipotika ny sakafo; tsy izany ihany fa mbola manova ny toetrany simika koa izy amin' ny alalan' ny fiharombavony izay ao anaty rindrim-bavony [1.1] | ||
| Vocabulaire | ||
| Entrée | vavony | |
| Partie du discours | nom | |
| [Tankarana] (sens général : estomac). Nom donné aux beurres végétaux à usage alimentaire ; notamment celui de : Symphonia oligantha Baker (Clusiaceae) ; les graines fournissent un excellent beurre végétal. L'arbre est malheureusement peu répandu et mériterait d'être multiplié. [1.196] | ||
| Vocabulaire | ||
| Nom scientifique | Symphonia oligantha | |
| Mis à jour le 2019/08/17 |
|