Entrée |
varivary
|
Partie du discours | adjectif
|
| Tsy tena mamo, falifaty noho ny hantamoana, mienjina, jaonjaona Atriatry, salasalany, tsy kely tsy lehibe (filaza indrindra amin' ny hazandrano) [1.1]
|
| Rendu joyeux par la boisson; moyen, ni grand ni petit, se dit surtout des poissons [1.3]
|
|
Entrée |
varivary
|
Partie du discours | nom
|
| Vakin-kazo lava marotsaka fantsihana amin' ny lohatrano ka ipetrahan' ny tafo: Volotsangana no fanao varivarin' ny tafo Fiteny: Ianao no vovonana iadian' ny lohany, varivary andrian' ny tafo: enti-milaza olona ipetrahan' adidy amana andraikitra lehibe [1.1]
|
| Tetitetika hazo lava madinika ampiasaina amin'ny rafitra [1.13]
|
| Lattes transversales des toits [1.3]
|
| Latte [1.13]
|
Dérivés |
|