|
|
|
|

Entrée vandana
Partie du discours adjectif
 Maramara misy sorany mifangaro: Avereno any ity taratasy vandana ity fa tsy misy hilana azy.
Tsy tsotra sy madio fa ratsiratsy toetra. [1.1]
 Spotted, speckled, of mixed colors; cf. sada [1.7]
 Moucheté, marbré [1.8]
Exemples Ny ahy aleoko vandana imaso toy izay vandana ivoho. [2.472]

Mis à jour le 2024/04/18