| Entrée | valanirana | |
| Partie du discours | nom | |
| Karazan-kazo mafy fanaovan-trano (Nuxia capitata). Mahatsara ny lalandra ny raviny ka azo tanehina ampiasaina amin ny fanafodin' ny tosidra [1.1] | ||
| Vocabulaire | ||
| Nom scientifique | Nuxia capitata | |
| Exemples | Ary rahefa tonga an-trano ny hena, dia itohizana ny valanirana ny tononkena;
[2.48] | |
| Mis à jour le 2024/10/14 |
|