| Entrée | valala | |
| Partie du discours | adjectif | |
| Innombrable [1.3] | ||
| Se disait de ce qui est innombrable [2.415] | ||
| Entrée | valala | |
| Partie du discours | nom | |
| Karazam-bibikely lava tanana, maitso na manja, ary misy tongony efatra ka ny roa eo aoriana lavalava kokoa noho ny eo aloha, izay ahafahany mitsambikina. [1.1] | ||
| A grasshopper, a locust [1.7] | ||
| Sauterelle, criquet [1.8] | ||
| Vocabulaire | ||
| Article | Randzavola: valala ao amin' ny Baiboly | |
| Mis à jour le 2023/04/26 |
|