| Entrée | vainga | |
| Partie du discours | nom | |
| Vongan-javatra vaventy; didin-javatra makadiry: Lasan' ny saka ilay vaingan-kena teo ambony lovia. / Miempo ny vaingan-dranomandry raha vao tratran' ny hafanana. [1.1] | ||
| Solide, masse [1.13] | ||
| Dérivés |
| |
| Synonymes | vaingana ~ vaingavainga | |
| Mis à jour le 2013/07/30 |
|