| Entrée | tsy mahatombin-tsiraka | |
| Partie du discours | locution | |
| Mots élémentaires | mahatombina, siraka | |
| Tsy mahapetraka amin' izay misy azy famifindrafindra toerana lava -- (ny siraka dia mitovy amin' ny sirana ihany: ny faritra eo ambony ranjo amin' ny biby; amin' ny olona, ilazana tsotra ny ranjo) [1.1] | ||
| Mis à jour le 2023/10/12 |
|