|
|
|
|

Entrée tsy hita poka
Partie du discours locution
Mots élémentaires tsy, hita, poka
 Very tanteraka, tsy hita mihitsy izay toerana misy azy [1.1]
Exemples Fa nankaiza ary izy no vao avy nisakafo dia tsy hita poka? [2.499]
Synonymes tsy hita popoka

Mis à jour le 2025/10/11