Entrée | tsoa-tokana | |
Partie du discours | locution | |
Mots élémentaires | tsoaka, tokana | |
Explications en malgache | Tsotra lava tsy misy famavany [1.1] | |
Exemples | Taloha kelin' ny fotoam-pambolena, gaga ny olona tao an-tanàna, fa nikipaka tsoatokana daholo ny havoana manontolo.
[2.472] | |
Mis à jour le 2024/08/15 |
![]() |