Entrée | tsoahana (tsoaka) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Ongotana: Tsoahy ity fantsika ity fa mety handratra Esorina, alana: Notsoahany ny kirarony alohan' ny hidirany ao an-trano / Hivenjivenjy foana ny zanakao raha vao tsoahanao ato amin' ity sekoly ianarany ity Foanana: Notsoahan' ny fanjakana sahady ilay didy naovakany tamin' iray volana lasa Ombotana, alana amin-kery: Notsoahany teto amiko ny zanako Ivadihana: Notsoahony indray ny teny nataony tao [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/05 |
![]() |