Entrée | tsitoavina | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Karazan-kazo madinidinika toy ny tapia, izay fihinan' ny landy ny raviny [1.1] | |
Vocabulaire | Botanique: arbre | |
Exemples | Famelomana ny lava ravina, sy ny tsitoavina, aharo ireo, totoina ny ravina, dia esorina ny faikia ny, dia asiam-panasina ny rano ny, dia ampisotroina ny zaza kely.
[2.48] | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |