Entrée | tsipisandry | |
Partie du discours | nom | |
Mots élémentaires | tsipy, sandry | |
Explications en malgache | Dihim-behivavy maro mifanao aloha sy aoriana, manao sikin-tratra, ka ny tongony miara-mandroso dia miara-miverina, ny sandriny kosa amin' izany akariny ka ataony miara-mitsipy dia miara-milefitra ary ny rantsantanany, izay efa milantsika, miara-mipiaka sy miara-milefitra [1.1] | |
Autres orthographes | tsipy sandry | |
Mis à jour le 2023/06/12 |
![]() |