| Entrée | tsipilavaka | |
| Partie du discours | nom | |
| Mots élémentaires | tsipy, lavaka | |
| Vato fisapisaka boribory atsipin' ny ankizy mba hiditra amin' ny lavaka na amin' ny faritra iray ka izay mahatafiditra no mahazo ny loka [1.1] | ||
| Vocabulaire | ||
| Exemples | Tapitra tafavoaka izahay ary efa niomana ny hanao kanety, na raboka, na tapimaso, na tsipilavaka.
[2.332] | |
| Synonymes | antsipilavaka | |
| Mis à jour le 2023/06/12 |
|