Entrée | tsipihina (tsipika) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Asiana tsipika: Tsipiho kely ity ravin-taratasy ity mba hanoratako ho an' i Dada Vonoina amin' ny tsipika: Tsipiho ny anaran' io mpianatra io fa efa tsy mianatra intsony izy [1.1] | ||||||||
Explications en français | Qu’on trace, qu’on raie [1.3] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2025/06/23 |
![]() |