Entrée |
tsindranolahy
|
Partie du discours | nom
|
Mots élémentaires | tsindrano,
lahy |
| Le mâle tsindrano
[1.3]
|
Vocabulaire |
|
Entrée |
Tsindranolahy
|
Partie du discours | nom propre (ethnonyme)
|
Mots élémentaires | tsindrano,
lahy |
| Vatan-dehilahy mahatoky ny Andriana fahiny na tamin' ny tanjany na tamin' ny toetrany, ka nofidiny tamin' ny maro hiaro sy hiambina azy ary tsy nisaraka taminy mihitsy na taiza na taiza nalehany [1.1]
|
| Nom d'une catégorie de Hovas attachés au service du souverain ou des princes [1.3]
|
Vocabulaire |
Exemples | Nony tonga Andrianampoinimerina avy nilalao, dia nilazany ny tsindranolahy hoe:
[2.48]
|
Synonymes | |
Article |
|