| Entrée |
Tsimandoa
|
| Partie du discours | nom propre (ethnonyme)
|
| | Iraka mpitondra ny taratasim-panjakana tany ivelany fahizay [1.1]
|
| | [ tsy mandoa ] Les courriers royaux s' appelaient : ceux qui ne payent pas.
Ils étaient défrayés de tout dans les villages où ils passaient. [2.415]
|
| Vocabulaire |
| Exemples |
| 1 | Ary Tsimandoa tononina ankehitriny.
[2.48]
|
| 2 | Mafy ihany izany fanompoan' ny Tsimandoa izany, hoy izy.
[2.643]
|
| 3 | Tsimandoa no niantsoana ireny olona mpitondra hafatra ireny.
[2.117]
|
|
| Autres orthographes |
| Article |
|