Entrée | tsiloina (tsilo) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Asiana tsilo: Tsiloy ity lalankely ity mba tsy handehanan' ny mpangalatra Apetaka amin' ny tsilo: Notsiloiny tamin' ny rindrina ilay sary [1.1] | |||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Entrée | tsiloina (tsilo) | ||||||||
Partie du discours | adjectif | ||||||||
Misy tsilony: Biby tsiloina ny sokina [1.1] | |||||||||
Exemples | Tany feno zozoro, herana, bararata, tsinkafonkafona, viha ary zava-maniry kaboa-taho sy tsiloina misy telo na efa-metatra ny haavony atao hoe vodifonga, io tany io.
[2.472] | ||||||||
Mis à jour le 2013/07/27 |
![]() |