|
|
|
|

Entrée tsihy
Partie du discours nom
 Tahon-javamaniry madinika -- toy ny zozoro na ny herana na harefo -- voarary ka atao lafika hipetrahana na hatoriana na hisakafoana (atao hoe: fandambanana izy amin' ity farany ity)
Karazan-tsihy: tsihy hisatra, tsihy rindra, tsihy tokan-dambana, tsihy vitrana [1.1]
 A mat made of rushes or palm fronds [1.7]
 Natte de jonc [1.8]
Exemples 
1Nanatona an-drainy mitomoetra ambony tsihy izy nony inona. [2.470]
2I Neny dia nandrary tsihy sy harona; [2.472]

Mis à jour le 2013/07/26