| Entrée | tsidimidimy (dimy) | |
| Partie du discours | adverbe | |
| Mandeha isan-tokony dimy avy [1.1] | ||
| Cinq à cinq [3.1] | ||
| Exemples | Amy ny monokotiledona kosa dia milahatra tsitelotelo ireo, fa tsy tsidimidimy tahaka ny any ny dikotiledona.
[1.357] | |
| Mis à jour le 2024/07/18 |
|