| Entrée | tsepoka | |
| Partie du discours | adjectif | |
| Feno hipoka, mitafotafo, avo loba:
Tsepoky ny vary ny sobika / Tsepoky ny mpiangona ny trano fiangonana rehefa fety lehibe Feno, tototra: Tsepoky ny vola sa tsepoky ny voninahitra no tianao ? [1.1] | ||
| Dérivés |
| |
| Mis à jour le 2009/02/23 |
|