| Entrée | tsentsina | |
| Partie du discours | nom ou adjectif | |
| Zavatra entina hanampenana loaka na vava lavaka na vava tavoahangy, tampina: Afaka ny tsentsin-tavoahangy Misy zavatra manampina: Tsentsina ny fantsona ka tsy mandeha ny rano Misy zavatra misakana: Tsentsina ny lalana Feno dia feno: Tsentsina ny tranonay Tototra: Tsentsin' ny raharaha aho ka tsy afaka handray olona. [1.1] | ||
| Bouché [1.13] | ||
| Dérivés |
| |
| Analogues | tampina | |
| Mis à jour le 2023/06/19 |
|