|
|
|
|

Entrée tsatoka
Partie du discours nom
 Fijoroana tsy mihetsika; fampijoroana sy fandentehana zavatra tsy hihetsiketsika. [1.1]
 Fixité, immobilité, stabilité [1.3]
Dérivés 

Entrée tsatoka
Partie du discours nom
 Tsato-kazo lehibe marani-doha atao hanohana tsato-kazo kely madinika mba hisakanana ny rano na hiarovana ny fefiloha tsy ho vaky
Fanekena handoa vola amboniny raha tsy voaloa amin' ny fotoanany ny vola tsy maintsy haloa, na koa vola omena hatao antoka amin' ny vola tokony haloa, ka very maina io raha diso ny paik' andro tokony handoavana ilay vola. [1.1]
Exemples Mitazona ny bainga tsy ho lasan' ny rano ny rantsan-kazo sy ny tsatoka. [2.445]
Article 

Entrée tsaka
Partie du discours nom
 Vala kely hazo, misy varavarana mihantona mora milatsaka raha vao voatohina, ataon' ny olona ho famandriham-biby, toy ny lambo [1.1]

Entrée tsatoka
Partie du discours nom
 Broche, piquet [1.13]
Vocabulaire 

Entrée tsatoka
Partie du discours adjectif
  [Tanosy] Antonona [1.78]

Mis à jour le 2023/07/23