| Entrée | trotrobe | |
| Partie du discours | nom | |
| Zavamaneno tsotra dia tsotra, karazan' amponga, saingy tsy mba misy hoditra fa koveta na lovia lehibe no ahohoka, asiana lamba eo amboniny ary ny felatanana roa no mively azy; ny faritany avaratra no mampiasa azy [1.1] | ||
| Vocabulaire | ||
| Mis à jour le 2025/04/28 |
|