Entrée | trosa | ||||||
Partie du discours | nom | ||||||
Volan' olona any amin' ny tena mbola tsy maintsy haloa: Tsy mahaloa ny trosaho ianao ka hotoriko Adidy tsy maintsy hatao na hotanterahina; zavatra tsy maintsy hatao; fankasitrahana: Anananao trosa aho tamin' ny namonjenao ahy. [1.1] | |||||||
Dette, traite [1.13] | |||||||
Exemples |
| ||||||
Article | Randzavola: trosa ao amin' ny Baiboly | ||||||
Mis à jour le 2023/08/11 |
![]() |