|
|
|
|

Entrée trona
Partie du discours nom
 Feon' ny kisoa kely (ny fampiasa matetika amin' izany anefa dia ny hoe trontròna). [Vocabulaire: ~ ]
Fisatrasatrana tsy avy miaina, fandre ataon' ny olona miala aina na marary mafy. [Vocabulaire: ~ ] [1.1]
Dérivés 

Mis à jour le 2009/10/08