|
|
|
|

Entrée tranomasina
Partie du discours nom
Mots élémentaires trano, masina
Explications en malgache Trano kely miorina ambony fasan' ny mpanjaka [1.1]
Exemples 
1Ary ny tranomasina, dia 12 miandálana [2.48]
2Nasiana tranomasina ny fasany araka ny tenin'Andriamasinavalona kanefa nafarana tsy hamboarina intsony rehefa simba. [2.508]
Analogues  tranomanara

Mis à jour le 2023/05/23