Entrée | tototra | ||||
Partie du discours | adjectif | ||||
Explications en malgache | Nasiana zavatra ka feno tanteraka: Efa tototra ve ilay lavaka ao atsimontrano? Feno, rakotra, lelika: Tototry ny antsanga ny tanimbarinareo ~ Tototry ny alahelo ~ Tototry ny voninahitra Poritra: Tototry ny fanompoana ny vahoaka ka mimenomenona [1.1] | ||||
Explications en anglais | Filled; covered with earth [1.7] | ||||
Explications en français | Comblé, couvert de terre [1.8] | ||||
Exemples |
| ||||
Morphologie | |||||
Entrée | totòtra | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Explications en malgache | Fanetsiketsehana ny foly mba hampitovy tantana azy hatrany tsy misy madilana; filefahan' ny hozatra. [1.1] | ||||
Explications en français | Secousses qu’on fait subir au fil pour l’égaliser Figuré: détente des nerfs [1.3] | ||||
Mis à jour le 2023/02/24 |
![]() |