Niditra ny loholona, nanao dihy tsinjaka, ary nanaraka ny vehivavy, nanao totorebika sy dada.[2.270]
2
Ny totorebika: ity dia maro mpahalala: manao sikim-balaka ny lehilahy manao azy, manipy sandry malefadefaka dia raikitra mitoto amin' izay, ny tongotra toy ny mively langoraony, mitana ba, manamafy ny lamako.[2.436]