| Entrée | totoina (toto) | ||||||||
| Partie du discours | verbe passif | ||||||||
| Potipotehina amin' ny fanazerana misesisesy loha fanoto aminy: Totoina ny voanjo Kosikosehina amin' ny fanazerana misesisesy loha fanoto aminy mba hialan' ny hodiny: Totoy ny varintsika, Rabelohako ity! Asian' ny omby (na biby hafa) amin' ny fisoirany amin' ny tandrony: Nototoin' ny ondralahy ilay zaza [1.1] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|