Entrée | tono | |
Partie du discours | nom | |
Fanaovana zavatra ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mba ho masaka; fanatsatsihana amin' ny afo: Tia tono io zaza io Ilay zavatra atao ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mihitsy mba ho masaka: Tonom-bomanga [1.1] | ||
Broiled [1.7] | ||
Action de griller au feu [1.8] | ||
Exemples | Raha telo sy efatra ny trondro azo dia atao lany tono ho solom-boangahazo ambara-piandry masaka.
[2.470] | |
Dérivés |
| |
Synonymes | tonotono | |
Mis à jour le 2023/08/21 |
![]() |