Entrée | tongo-dovia | |
Partie du discours | locution | |
Mots élémentaires | tongotra, lovia | |
Fomba fijoro amin' ny tongotra an' ila fotsiny ihany, izany hoe ny tongotra iray mijoro, ny ilany akarina mivonkina: Manao tongo-dovia Malama maina ny fiainana ka tsy azo anaovana tongo-dovia: (jereo malama) [1.1] | ||
Course à cloche-pied [1.13] | ||
Vocabulaire | ||
Mis à jour le 2023/06/10 |
![]() |