Entrée | tonery | |
Partie du discours | nom | |
Zavatra lanjaina amin' ny hazo sahala amin' ny tehina ka ny ilan' ny hazo ao an-damosina ihany no misy entana fa ny eo anoloana tsindrian' ny tanana fotsiny. [1.1] | ||
Paquet porté sur l’épaule au bout d'un bâton [1.3] | ||
Mis à jour le 2023/10/28 |
![]() |