Entrée | tokotany | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Ny tany manodidina ny trano miorina na ny fasana: Tokotanim-pasana Tany voafaritra -- ary matetika aza voafefy -- miankina amin' ny trano iray, ka atao hilalaovan' ny ankizy: Ndeha milalao any an-tokotany! A) Ny ankevitry ny tombam-bidin' ny zavatra iray: Tsy mihoatra ny iray alina ny tokotanim-barotr' io olona io. -b) Antoka: Ny karaman' ny mpiasa iray volana ity mbola tsisy tokotaniny akory. -d) Faritra: Tsy dia manahoana ny tokotanimpahaizan' io tovolahy io. -e) Fitambarana: Tsotra nefa mendrika ary mahatehotia ny tokotanin' endriny. -f) Ny loko hita ho be indrindra amin' ny sary izay misy loko maro: Inona no lokon' ny tokotanin' ilay akanjonao vaovao izay? Misy sarim-boninkazo fotsy sy mavo, fa manga ny tokotaniny [1.1] | |
Explications en anglais | The yard around a house; grounds [1.7] | |
Explications en français | Cour [1.8] | |
Autres orthographes | kototany | |
Mis à jour le 2011/01/11 |
![]() |